Entrée tanimbary
Mots élémentaires tany ; -bary
Partie du discours nom
Explications en malgache Tany anirian' ny vary rehefa avy ketsaina avy eo amin' ny taninketsa, ka eo no ahamasahany sy ijinjana azy [1.1]
Explications en anglais A ricefield [1.7]
Explications en français Rizière [1.3, 1.8, 1.13]
 (toute l'île) (de tany : terre, terrain ; et vary : le riz ). Les rizières aménagées en vue de l'irrigation. [1.196]
Exemples Ombieny ombieny, zary lalana ny fefiloha mampisaraka ny ony amin' ny tanimbary, ny tanimbary amin' ny heniheny sy ny kamory lehibe sy kely. [2.470]
Vocabulaire 
Proverbes 
Illustrations 

Mis à jour le 2023/12/03