Entry | tanibe (tany, be) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Tany midadasika be izay andehanana lavitra tsy hita noanoa vao ahitana ranomasina: Misy dimy ny tanibe: i Afrika, i Amerika, i Azia, i Eoropa ary i Oseania [1.1] | |
Vocabulary | Geography: (in general) | |
Synonyms | kontinanta | |
Anagrams |
Updated on 2020/07/31 |
![]() |