|
|
|
|

Teny iditra 1  tangosana
Fototeny  2 tango
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Tapahina amin' ny tanana na amin' ny antsy ny ravina na laingon' ny anana: Notangosan' Isambilo daholo ny anamamy tao an-tanimboly
9 Tapahina ny tongotra sy ny elatry ny valala: Tangosy ireto valala ireto, rankizy [1.1]

Fivaditsoratra  10 antsangao, 11 antsangoa, 12 atsangano, tangosana

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04