Entry tana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Tazona, fihina, geja amin' ny tanana [Rajemisa 1985]
Explanations in English  [Richardson 1885]
Explanations in French Action de tenir, de retenir, d'arrêter, de saisir, de garder: Raha izany no re, tsy tana ny ranomaso (En entendant cela, personne ne peut retenir ses larmes) [Abinal 1888 page 664]
Derivations 

Entry tana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy [ taña ] [Tanala] tanalahy, tana: Mañano dian-tana [Rakotosaona 1975]
 Biby mandady, irain-jehy na 20 sm eo ho eo ny halavany, manan-toetra manokana fa afaka miovaova volo arakaraka ny toerana misy azy ka sarotra avahana amin' ny manodidina -- Ny lahy aminy dia atao hoe tanalahy ary ny vavy tanavavy, izay mbola manana anarana maro arakaraka ny maha-tanora na zokinjokiny azy: soamarandrana, kamora, kamaitso, kamarabe [Rajemisa 1985]
Explanations in English a chameleon [Hallanger 1973]
Explanations in French caméléon [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Analogs  kamaitso ~ kamora ~ kamarabe ~ soamarandrana ~ tanalahy ~ tanalahinala ~ tanavavy
Quotes 
Articles 
Illustrations 

Updated on 2021/05/04