Entrée talaho
Partie du discours nom
Explications en malgache Fangatahana arahim-piangaviana fatratra; fangataham-pitahiana amin-Janahary ho ana marary, ho an' olona' ndeha hivahiny: Resin' ny talahony aho ka nanaiky ihany tamin' ny farany. [1.1]
Explications en anglais Supplication [1.7]
Explications en français Supplication [1.8]
Morphologie 
Simple : talaho, talahoko, talahonao, talahony, talahontsika, talahonay, talahonareo, talahon', talahon-, talahom-
Dérivés 
 

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31