Entrée | takon-kenatra | |
Partie du discours | locution | |
Explications en malgache | Ilazana ny varavaran-tapaka mamefy ny mason' ny olona tsy hahita hatrany amin' ny atin' ny fandrahoan-kanina Tapa-damba anaronana ny faritra mahamenatra amin' ny tena mba tsy hiboridanana. [1.1] | |
Explications en anglais | [henatra, shame.] A small partition close by the door, a screen Fig. money presented to assist on any special occasion. [1.2] | |
Mots élémentaires | takona ; henatra | |
Mis à jour le 2023/06/15 |
![]() |