Entrée | 1 takonana |
Radical | 2 takona |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 Sakanan-javatra ny fahitana azy: Takonan' ny rahona ny volana 5 Enti-milaza ny olona sakananjavatra ka tsy mahita: Notakonany aho ka sorena fa tsy nisy na inona na inona hitako tamin' ilay fampisehoana [1.1] 6 manjavona, maizina [1.13] |
Explications en anglais |
7 to be concealed, to be shadowed [1.2, 1.7] |
Explications en français |
8 qu'on cache; qu'on ombrage [1.8] 9 éclipse [1.13] |
Exemples |
10 Nitondra takonana emboka fito izy. [2.245#] 11 Fa samy hitany avokoa na ny natao an-karihary na ny nafenina tany an-takonana. [1.317#] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 16 an-takona, nakatona, nakotana, nanatoka, nankatoa, natakona, natanako, natokana, natonaka, takonana, tananako, tonanaka |
Mis à jour le 2023/06/03 |