Entrée takalo
Partie du discours nom
Explications en malgache Zavatra mitovy vidy amin' ny zavatra iray ka asolo azy: Ity boky ity ve no takalon' ny bokiko vaovao? Tsy hanaiky izany aho
Fanomezana zavatra iray olona, hatao solon-javatra hafa avy aminy, izay ilain' ny tena: Taloha raha mbola tsy nisy ny vola, dia takalo no nifanaovana fa tsy varotra [1.1]
 Endrika ifanakalozana, entana mivantana [1.13]
Explications en anglais Barter, exchange; that which is given in barter [1.7]
Explications en français échange, troc [1.3, 1.8, 1.13]
 Ce qu'on donne en échange [1.8]
Exemples 
1Dia samy lasa izy roa lahy, nony vita ny takalo. [2.293]
2Ireo no reni-vary kosa, ka raha vokatra daholo, tsy misy takalo ny vary [2.48]
3Tsy resaka varotra na takalo rahateo moa no tena ataoko aminao, fa resaka fitiavan-tanindrazana. [2.472]
Dérivés 
 
Mots composés 
Proverbes 

Entrée takalo
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Sakalava] Anaran-kazandrano sahala amin' ny bontàna saingy fihinana [1.1]
Vocabulaire 

Entrée Takalo
Partie du discours nom propre (titre de livre)
Auteur Vaviroa Marcelline
Editions 2014. Dodo vole. Largeur: 31cm. Hauteur: 22cm.
Tableaux et planches Tous les titres

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/05/25