Entry tahalaka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Tovon-tany mamaritra ny sisin-tanimbary, mitovy amin' ny atao hoe valamparia, fefilohan-tanimbary (amin' ny Betsileo, ny tahalaka dia entina hilazana mihitsy ny vola arakaraka ny habeny, ka ny lehibe dia atao hoe: tahala-dibe, ny antonontonony tahalaka, ary ny kely kipala) [Rajemisa 1985]
 fefiloha madinika na valamparihy [SLP 1986]
Explanations in French diguette, digue [SLP 1986]
Synonyms valamparihy

Updated on 2020/07/31