Entry tahaka
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Misy fitoviana: Taha-dray lahy ity zaza ity!
  [SLP 1986] dika mitovy
Explanations in English  [Richardson 1885 page 599, Hallanger 1973] like, similar to
  [Richardson 1885 page 599] as
Explanations in French  [Hallanger 1974] semblable, pareil
  [SLP 1986] copie
Derivations 
Morphology 
tahaka
tahaky
taha-
tahafa
Compound words, titles, names 
Examples 
1 [Rajohanesa: Kintana] ary ny fijeriny ireo dia tahaka ny kintana manameloka ny nataony.
2 [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 12] Olona tahaka ny inona izy izany, ry dada?
3 [Andraina: Mitaraina, page 86] Mba mieritrereta fa aza dia miteniteny foana tahaka izany.
Quotes 

Entry ta-haka (ta, aka)
Part of speech expression

Updated on 2020/07/31