|
|
|
|

Entrée (1/2)1  tafiana (tafy)
Partie du discours  2  verbe passif
Explications en malgache  3  Enti-milaza ny olona izay ampanaovina na rakofana lamba: Tafiana lamba mafana ny zaza vao teraka fa toerana mafana no vao avy nialany tao an-kibon-dreniny
4  Karakaraina, omena akanjo: Notafian-dRamatoa io hatrizay ela izay ireo mahantra ireo [1.1]
Explications en anglais  5  to be clothed, to be dressed. Used of the person. [1.2]
Exemples  6  ny lamba mena efa navalona, fa lamba fotsy indray kosa no tafiana. [2.48]
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :
Proverbes  11  Proverbes contenant le mot tafiana

Entrée (2/2)12  tafiaña
Partie du discours  13  nom
Explications en malgache  14  morondrano [Sihanaka] [1.78]

Anagrammes  15  itafana, tafaina, tafiana, tafiaña, itafana, tafaina, tafiana, tafiaña

Mis à jour le 2023/01/20