Entry tadina (tady)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Atao tady: Hotadina no ambolena ireto rongony ireto fa tsy hofohina
¶ Fatorana, rohizana: Notadina mafy ilay mpangalatra [1.1]
Explanations in English to be twisted into a cord or rope
¶ provincial, to be bound. [1.2]
 to be twisted into rope [1.7]
Explanations in French qu'on tord pour en faire une corde [1.8]
Morphology 
Present tadina, tadiko, tadinao, tadiny, tadintsika, tadinay, tadinareo, tadin', tadin-, tadim-, tadi-
Past notadina, notadiko, notadinao, notadiny, notadintsika, notadinay, notadinareo, notadin', notadin-, notadim-, notadi-
Future hotadina, hotadiko, hotadinao, hotadiny, hotadintsika, hotadinay, hotadinareo, hotadin', hotadin-, hotadim-, hotadi-
Imperative tadio

Anagrams 

Updated on 2023/01/20