Entry |
tabiha
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Olona heverina ho voninahitra ny fananana azy, rehareha: Ho tabihan' ny tanindrazana ianao rahatrizay raha mianatra tsara [Rajemisa 1985]
|
Explanations in English | state, pomp, splendour, equipage. Generally used of the retinue of the sovereign, or some manifestation of the glory of the kingdom. [Richardson 1885]
|
| glory, honor [Hallanger 1973]
|
Explanations in French | gloire, honneur [Abinal 1888, Hallanger 1974]
|
| force [Abinal 1888]
|
Vocabulary |
Compound words, titles, names |
|
Examples | Miravaha fahalehibiazana sy tabiha ianao, ary mitafia famirapiratana sy voninahitra; [Baiboly: 22:040:010/Joba 40:10..]
|
|
Entry |
tabiha
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Zavamaniry fihinam-boa, andrahoina mba hampahatsiro ny laoka [Rajemisa 1985]
|
Explanations in French | tomate, pomme d'amour [Abinal 1888]
|
Vocabulary |
Scientific name | Solanum lycopersicum |
Synonyms | |
|