|
|
|
|

Entrée (1/9)1  ta
Partie du discours  2  particule
Explications en malgache  3  Fanafohezana ny "Tia", izay apetraka eo alohan' ny matoanteny milaza fanirianahanao ilay asa lazain' ny matoanteny, ka ny ta no ampiasaina raha manomboka amin' ny Ha ny milaza ny ho avin' ilay matoanteny ary ny Te raha manomboka amin' ny Hi na Ho: Ta hatory, Te hisotro, Te hody [1.1]
Explications en anglais  4  a contraction of the verb Tia, which is joined to verbs in the future tenses : ta-hanào: to want to do [1.2]
5  prefix, a contraction of tia, to love; used before other verbs, as : ta-hanào: to want to do something [1.7]
Explications en français  6  préfixe, abréviation de tia, aimer; se met devant le futur des verbes; ex.: ta-hanao: vouloir ou aimer faire; [1.8]
Analogues  7  te-, ti-
Mots composés 
Tableaux et planches  10  Toutes les particules

Entrée (2/9)11  ta
Partie du discours  12  nom
Explications en malgache  13  tanalahy [Tanosy] [1.78]
Explications en anglais  14  a provincial word for a chameleon. See tana [1.2]
Vocabulaire  15  Zoologie: reptiles, amphibiens

Entrée (3/9)16  ta
Partie du discours  17  nom
Explications en malgache  18  Ny feo heno avy amin' ny fidonan' ny fively na ny zavatra roa mifampipoka, na teny enti-milaza ny fipiakan' ny hazo tapaka ka mamoaka feo mirefotra eo am-pianjerana
19  Fanahafana feon-javatra toy ny an' ny tantanana mipaika amin' ny hazo, basy mitefoka, sns [1.1]
Explications en anglais  20  the sound of the beating of a hammer or the explosion of a rifle. [1.2]
Vocabulaire  21  Son

Entrée (4/9)22  ta
Partie du discours  23  nom
Explications en malgache  24  fitazonana [Taisaka] [1.78]

Entrée (5/9)25  ta
Partie du discours  26  nom
Explications en anglais  27  a lamp. [Swa. taa.] [Provincial] [1.2]

Entrée (6/9)28  ta~
Partie du discours  29  préfixe
Explications en malgache  30  Tovona mahaforona teny vaovao rehefa atambatra amin' ny fototeny voalohany na faharoa sasany, ka manamafy ny hevitr' ilay teny voalohany, na manome endrika toa benahaona azy: Boretaka manjary taboretaka, bonaka tonga tabonaka [1.1]
Explications en anglais  31  a prefix joined to many roots making nouns indicating those things having essentially the property of the root, as: tafotsiny [1.2]
Mots composés 
Tableaux et planches  33  Mots avec préfixe ta~

Entrée (7/9)34  ta
Partie du discours  35  adjectif
Explications en français  36  an' ialahy, an' ise [1.66]

Entrée (8/9)37  TA
Partie du discours  38  nom (acronyme)
Explications en français  39  Tananarive Antsirabe [3.1]
Tableaux et planches  40  Liste des acronymes
Texte  41 
kmFijanonana
0,0Antananarivo Soarano
2,5Anosibe
4,5Soanierana
9,3Imerimanjaka
12,3Ambohijanaka
16,2Anjomakely
20,8Ambatofotsy
24,8Ambalavao
30,2Tsinjony
40,2Behenjy
kmFijanonana
53,2Andriambilany
66,6Ambatolampy
82,9Ambohimandroso
93,3Ampitatafika
102,3Ilempona
114,7Andavabato
124,9Sambaina
142,6Andranomanelatra
157,7Antsirabe

Entrée (9/9)42  Ta
Partie du discours  43  nom (symbole)
Explications en malgache  44  Singa mivaingana, faha-73 amin'ny fisokajiana miherina. [3.1]
Explications en anglais  45  tantalum [3.1]
Explications en français  46  tantale [3.1]
Vocabulaire  47  Chimie
Tableaux et planches  48  Table périodique

Mis à jour le 2024/11/30