Entry |
soroka
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fitambaran' ny taolana roa -- rangomaina sy taolam-panavy -- izay mampifandray ny sandry amin' ny tenabe [1.1]
|
Explanations in English | the shoulder [1.7]
|
Explanations in French | l'épaule [1.3, 1.8]
|
Vocabulary |
Morphology |
soroka
soroko
sorokao
sorony
sorotsika
sorokay
sorokareo
sorok'
soro-
soroky
| |
-tsoroka
-tsoroko
-tsorokao
-tsorony
-tsorotsika
-tsorokay
-tsorokareo
-tsorok'
-tsoro-
-tsoroky
| |
|
Derivatives |
Compound words |
|
Examples | Henjana ny hazondamosina manontolo rahefa hariva ny andro, mavesatra ny soroka sy ny hatoka, manaintaina ny sandry.
[2.472]
|
|
Entry |
soroka
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fanalana ny tany na ahitra amin' ny angady, izay asosa hisafosafo ny tany ny vohony: Soroka ahitra [1.1]
|
Explanations in French | action de racler, d'égaliser, d'enlever avec la bêche. [1.3]
|
Derivatives |
|
|
Entry |
soroka
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fialana amin' ny famelezana, toy ny tora-bato, kapoka, totohondry: Soro-baton' ilay jamba: voa vao mihilana (ohab.) [1.1]
|
Explanations in French | action d'esquiver un coup en se penchant. [1.3]
|
Derivatives |
|
|
Entry |
soroka
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Betsimisaraka]
Sotro ravina [1.1]
|
Examples | Ravina natao soroka (sotro) no isotroana ny rano.
[2.245]
|
|
Entry |
soroka
|
Part of speech | noun
|
Explanations in French | [Bezanozano]
(sens général : action de racler ; allusion à l'emploi des écorces en médecine populaire). Dalbergia pterocarpiflora Baker (Fabaceae). L'un des palissandres malgaches. On en râpait aussi les écorces pour les employer en teinture, pour tanner les cuirs, etc.
[1.196]
|
Vocabulary |
Scientific name | Dalbergia pterocarpiflora |
|