Entrée | 1 sorapohy |
Mots élémentaires | 2 soratra, fohy |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Fomba fanoratra amin' ny alalan' ny tsipika mandry na miolikolika na mifaingoka, izay efa ifanarahana, ka ampiasaina hanafohy ny fanoratan-teny hahafahana manoratra teny haingana tahaka ny anononana azy [1.1] |
Explications en français |
5 sténographie [1.13] |
Exemples |
6 Fa ny mikasika ny asany izao, dia ny fianarana sora-tendry, sorapohy ary taokaonty. [2.4#] |
Synonymes | 7 soratrandra |
Anagrammes | 8 pihosora, saropohy, sorapohy |
Mis à jour le 2024/08/13 |