|
|
|
|

Entrée1  sora-bola
Mots élémentaires  2  soratra, vola
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  ny sary amin' ny vola vy [1.1]
Exemples  5  Tombana ny sorabola mifandraika amin' izany nefa tsy tokony hizaka tsy fahampiana. [1.384#]

Mis à jour le 2024/08/13