Entry somary (sary)
Part of speech adverb [full list]
Explanations in Malagasy Mody, tsy dia tena: Somary nisafosafo saoka izy tamin' izay
¶ Manopy: Somary vony
¶ Saika... kely: Somary adalaizay ny rainy.
¶ Atsimo somary atsinanana: atsimo lasa miantsinanana kely [1.1]
Explanations in English sort of, somewhat like [1.7]
Explanations in French en quelque sorte, un peu comme si [1.8]
Compound words 
Examples 
1--Mahafinaritra ity izy, hoy ny famaliny ny tenin-dRandrianaivo, ny feony somary mavesabesatra sy mivelabelatra. [2.324]
2Somary naka hery Rainitoandro ka nampakatra ny feony. [2.470]
3Hoy aho somary nihomehy. [2.471]
4Ny fihetsiny ao an-trano koa toa somary terena, somary henjana. [2.472]

Anagrams 

Updated on 2020/07/31