Entry solomaso (solo, maso)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Fitaovana misy fitaratra roa manampy ny maso mba hahita tsaratsara kokoa
Explanations in English  [Richardson 1885 page 583] a pair of spectacles
  [Hallanger 1973 page 87] spectacles
  [Yount 1995 page 71] glasses
Explanations in French  [Hallanger 1974 page 81, Rajaonarimanana 1995 page 266] lunettes
Examples 
1 [Andraina: Mitaraina, page 194] Lehilahy lehibe anankiray, lava marotsaka, efa zokinjokiny, ary manao solomaso, no nitsangana.
2 [Ravelomanana: Lalana, page 29] Raisiny ilay solomasony mba hafahafa izay, fa solomaso mihorona, tsy misy afa-tsy tahony tokana.
Quotes 

Updated on 2020/07/31