Entrée solika
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Bezanozano] Menaka [1.78]
 Menaka avy amin' ny tongotr' omby
Entina milaza ny fandihin' ny tandrimo na sangodina izay mijoro tsara tsy mihetsika eo ampandihizana
Kolikoly enti-mamitaka [1.1]
Explications en anglais Oil [1.7]
Explications en français Huile [1.8]
Exemples Notsofina ilay jiro solika ka haizina iray ihany no itambaran' ny ety ivelany sy ny aty trano. [2.470]
Dérivés 
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31