Entry sokina
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] sokona

Entry sokina
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Biby misy tsilotsilony mandrakotra ny lamosiny, mpihinam-bibikely (ny sokina dia anisan' ny biby voalaza ho mahasoa noho izy mihinana ireo kankana, bibikely, bibimandady fatra-panimba zavatra), halavany: 20 sm.
Explanations in English  [https://www.tenrec.org] greater hedgehog tenrec ( Setifer setosus)
Explanations in French  [Rajemisa: Vakoka, Hallanger 1974] hérisson
  [Hallanger 1974] tenrec
  [https://www.tenrec.org] grand tenrec hérisson
Explanations in German  [https://www.tenrec.org] Großer Igeltanrek
Vocabulary 
Scientific name Setifer setosus
Compound words, titles, names 
Examples 
1 [Rapatsalahy: Kintana, page 90] Sokina manatona afo mantsy izato izy leiroa.
2 [Rasamuel: Zanakantitra] Ny tanàna ahiny tsy iakaran-kibobo na sokina.
3 [Randriamiadanarivo: Sikajy, page 37] Tao koa ny oviala, ovy fantaka, vomanga dia, sokina, trandraka, sorakely sy ny sisa.
Quotes 
Articles 

Updated on 2022/07/30