Entry soamarandrana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Anarana ilazana ny tanavavy. (Maro ny anarana iantsoana ny tanavavy: atao hoe kamaitso izy raha mbola kely; soamarandrana na kamora, rehefa lehibe, ary kamarabe, rehefa antitrantitra, ilay izy masiaka mibetroka iny)
Vocabulary 
Analogs  kamaitso ~ kamora ~ kamarabe ~ tanavavy

Updated on 2020/07/31