Entry |
soa
|
Part of speech | noun or adjective
|
Explanations in Malagasy | Zavatra tsara, mahafinaritra, mahafaly: Mifandimby ny soa sy ny ratsy eto an-tany ¶ Tombony, vokatra: Soa inona moa no azonao amin' ny fandehandehanana? ¶ Mahafinaritra, meva, kanto: Lahateny soa ¶ Ilaina, misy vokany tsara: Soa ny hevitra nomeny ahy [Rajemisa 1985]
|
Explanations in English | good, beautiful, excellent [Hallanger 1973]
|
Explanations in French | beau, bon, agréable; avantage, bien [Abinal 1888]
|
| beau, bon, excellent [Hallanger 1974]
|
Derivations |
Morphology |
|
Compound words, titles, names |
|
Quotes |
Toponymy |
|
|
Entry |
soa
|
Part of speech | noun
|
Explanations in French | [Betsimisaraka]
Citrus aurantifolia Swingle (Rutaceae). Oranger à fruit doux ou acide suivant les variétés.
Plus couramment appelé
voasary.
[Boiteau 1997]
|
Vocabulary |
Scientific name | Citrus aurantifolia |
|