Entrée (1/2) | 1 sitrana |
Partie du discours | 2 adjectif |
Dérivés |
|
Explications en malgache |
8 Tsy marary intsony, manaritra: Efa sitrana i Dada ka nivoaka ny hopitaly [1.1] |
Explications en anglais |
9 healed, recovered from illness [1.7] |
Explications en français |
10 guéri, rétabli [1.3#612] 11 guéri, rétabli après une maladie [1.8] |
Exemples |
12 Ary teo izahay voa samy tena natoky fa ho sitrana i Manana. [2.472] |
Morphologie |
|
Analogues | 15 miafa, miafana, nialan' aretina, mitsiatsia, mihatsara, mihamatanjaka, mahatsangana, maty holatra, afaka aretina, afa-doza, tsy misy atahorana intsony |
Mots composés |
|
Proverbes | 18 Proverbes contenant le mot sitrana |
Entrée (2/2) | 19 sitràna |
Partie du discours | 20 impératif de l'adjectif sitrana |
Explications en français |
21 Soyez guéri [1.3#612] |
Exemples |
22 Sitràna soa aman-tsara [1.1] |
Tableaux et planches |
23 Tous les adjectifs impératifs |
Anagrammes | 24 ranitsa, ratsina, sañitra, santria, satrina, sitrana, sitràna, tsiraña, ranitsa, ratsina, sañitra, santria, satrina, sitrana, sitràna, tsiraña |
Mis à jour le 2023/09/16 |