Entrée 1/2 sitraka
Partie du discours nom
Explications en malgache Lalao ifanaovan' ny ankizy izay mifamely tehamaina ny lamosiny avy, eo am-pisarahana, sady mitsoaka [1.1]
Exemples Sitraka sy telina sy mamy ny ataonareo: [2.298]
Vocabulaire 
Mots composés 
Proverbes 

Entrée 2/2 sitraka
Partie du discours participe
Explications en malgache Tiana, telina: Sitrakao ve ny handeha miaraka amiko?
Fitia, fitiavana, handitra: Mila sitraka loatra amin' ny lehibe izy
Teny ampiasain' ny ankizy mba hampirisihana namana iray hiady: Sitraka? lasa leity!
Mitovy hevitra: ankatoavina ~ fy ~ lany ~ mamy ~ telina ~ tiana [1.1]
Explications en anglais Pleasing; thanks [1.7]
Explications en français Agréable, agréé, dont on remercie [1.8]
Exemples Raha sitrakao, ndeha hijery azy any isika?! [2.470]
Morphologie 
Présent : sitraka, sitrako, sitrakao, sitrany, sitratsika, sitrakay, sitrakareo, sitrak', sitra-
Passé : sitraka, sitrako, sitrakao, sitrany, sitratsika, sitrakay, sitrakareo, sitrak', sitra-
Futur : ho sitraka, ho sitrako, ho sitrakao, ho sitrany, ho sitratsika, ho sitrakay, ho sitrakareo, ho sitrak', ho sitra-
Dérivés 
Mots composés 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/06/15