Entry | silamo | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Antokom-pivavahana naorin'i Mahometa, mino an'Andriamanitra tokana antsoiny hoe Allah, ary ny foto-pampianarany dia ao anatin'ny boky iray atao hoe Coran. Ny silamo dia miely eran'i Afrika (indrindra amin'ny ilany avaratra), any amin'ny tanin' ny Arabo, Tiorka, Irakianina, Iranianina...; tsy antokom-pivavahana fotsiny ihany ny silamo, fa mbola fitsipika iompanan'ny lalàm-panorenan'ny fanjakana misy azy avy [Rajemisa 1985] | |
Vocabulary | Religions, Beliefs | |
Origin | French: islam. | |
Entry | silamo | |
Part of speech | noun or adjective | |
Explanations in Malagasy | Olona anisan' ny antokom-pivavahana miozolimanina, naorin' i Mahometa [Rajemisa 1985] | |
Vocabulary | Religions, Beliefs | |
Examples | Fantatr' I Lidy tamin' ny fahitàny, indray alina iny, fa manasina sy milalao fanafody amin' ny fomba silamo, Ramanambeloma mivady. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 161] | |
Updated on 2020/07/31 |
![]() |