|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 sikidy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Fahaizana mampahalala ny ho avy na manazava ny antony nisian-javatra iray amin' ny alalan' ny fandaharana voan-tsaramaso na voan-kily, izay sarotra dia sarotra ho an' ny tsy niofana amin' izany. Misy karazany roa ny sikidy, dia ny sikidy joria ary ny sikidy alanana.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4the rite of divination.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5cléromancie : le sikidy, appelé sikily en dialecte côtier, est l'art divinatoire par excellence. Son nom est dérivé de l'arabe "shikl" qui signifie figure de géomancie..
[2.74] 6rite de divination. [1.8] 7Art de la divination par la disposition des graines. Sur la pratique du sikidy, on peut consulter Tantaran'ny Andriana, Traduction française de l'Académie Malgache, Tome 1er, p. 157-170 (1974). [1.196] 8sept noms se rencontrent à la fois dans le vintana et le sikidy: adalo, adimizana, alahasaty, alakaosy, alakarabo, alohotsy,asombola. [3.1] |
| Ohatra |
9 Tsy misy natao akoho sikidy tsy hambanam-by.
[2.69#]
10 Tamin' ny Vazimba, hono, no niandohan' ny sikidy. [1.437#] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 16 Finoana |
| Tsipelina hafa | 17sikily |
| Mpanahaka | 18 adibijady, 19 adikasajy, 20 adinkisa, 21 aditsimay, 22 ajale, 23 akabo, 24 alaizany, 25 alanana, 26 aliziny, 27 asoralahy, 28 asoravavy, 29 dovy, 30 fahasivy, 31 fahatelo, 32 fahatelobe, 33 fahavalo, 34 filana, 35 fohafoha, 36 jama, 37 joria, 38 molahidy, 39 odovy, 40 ontany, 41 safaray, 42 saily, 43 sorota, 44 sorota, 45 tale, 46 vontsira |
| Kamban-teny rehetra | 47Fikambanana 7 amin' io teny io |
| Ohabolana | 48 Ohabolana misy io teny io |
| Teny nalaina | 49 Soratra misy io teny io |
| Lahatsoratra | 50Randzavola: sikidy ao amin' ny Baiboly |
| Lahatsoratra |
51
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
| Teny iditra (2/4) | 52 sikidy |
| Sokajin-teny | 53 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
54Nom des graines utilisées par le mpisikidy et, par extension des espèces qui les produisent. Le plus souvent Entada chrysostachys (Benth.) Drake (Fabaceae). Les graines sont également portées comme talisman censé conjurer les mauvais sorts.
[Betsileo, Merina]
[1.196] |
| Voambolana | 55 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Teny iditra (3/4) | 56 sikidy |
| Sokajin-teny | 57 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
58Nom donné aux amulettes et talismans fournis, à titre payant ou gratuit, par un mpisikidy.
[1.196] |
| Voambolana | 59 Finoana |
| Teny iditra (4/4) | 60 sikidy |
| Sokajin-teny | 61 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
62Nom donné au borona ; quand on l'emploie comme remède vétérinaire et non pour soigner les humains. Le changement de nom est considéré comme nécessaire pour maintenir les vertus de la plante..
[Betsileo]
[1.196] |
| Voambolana | 63 Haizavamaniry 64 Haibiby: fitsaboina momba ny biby |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|