|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 si
![]() |
| Sokajin-teny | 2 anarana (eva) |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 (na Ti amin' ny solfa) Ny feo fahafito amin' ireo ambaratongam-peo valo amin' ny gama, izany hoe izy no farany, alohan' ny do ambony
[1.1] |
| Voambolana | 4 Feon-kira: (amin' ny ankapobeny) |
| Mpanahaka | 5 do, 6 fa, 7 la, 8 mi, 9 re, 10 sol |
| Sary |
|
| Teny iditra (2/2) | 11 Si
![]() |
| Sokajin-teny | 12 anarana (eva) |
| Fanazavàna teny malagasy |
13
14 Singa mivaingana, faha-14 amin'ny 15 fisokajiana miherina. [3.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
16 Silicon.
[3.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
17 Silicium.
[3.1] |
| Voambolana | 18 Simia |
| Tsanganana sy sary iray takila |
19 Fisokajiana miherina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|