|
|
|
|

Entrée (1/2)1  sela
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Fitsinjarana bitika indrindra amin' ny manana aina; mizara telo ny sala iray: ny vihy (zavatra kiboribory eo afovoany), ny sesitsela, manodidina azy, ary ny fonontsela izay mamaritra ny sala tsirairay avy [1.1]
Explications en français  4  cellule [1.13]
Exemples  5  ny sela dia atokana hatao sela vaovao. [1.357#]
Vocabulaire  6  Biologie
Mots composés 

Entrée (2/2)18  Sela
Partie du discours  19  nom propre (biblique) [Liste complète]
Explications en anglais  20  Salah [2.996]
Explications en français  21  Shélah [2.996]
Exemples  22  fa maty tanora ny roa, ary sela ilay fahatelo tsy nanana anarana hotantaraina. [1.38]
Vocabulaire  23  Ecritures Saintes
Synonymes  24  sale, sale, sale
unkLabel:Xbcvs:  25  Chapitres et versets citant Sela
Article  26  Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Sela

Anagrammes  27  sale, sela

Mis à jour le 2023/06/14