Entry | savana (sava) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Tadiavina, karohina: Nosavana eran' ny tanàna ny mpangalatra ka hita ¶ Jerena, tsirihina, zahana fatratra: Nosavan' ny mpampianatra ny sandrifin' ny ankizy rehetra fa nisy vola roanjato very tao am-pianarana ¶ Atao tsy misy manentsina na manelingelina: Savao tsara ny lalana handehanan' ny manampahefana [1.1] | ||||||||
Explanations in English | to be cleared; to be closely inspected [1.7] | ||||||||
Explanations in French | qu'on examine de près, qu'on éclaircit [1.8] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Examples | Tsy maintsy savana anefa ireny eo ampidirana sao mitahiry fiadiana:
[2.472] | ||||||||
Anagrams |
Updated on 2023/01/20 |
![]() |