|
|
|
|

Entrée (1/2)1  sasatra
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  mahatsiaro ny tena ho tsy manan-kery, noho ny asa mafy natao. Sasatry ny asa tany Rakoto ka vao tonga dia nidaboka.
4  Sosotra. sasa-miandry azy aho.
5  Jereo valaka. [1.1]
Explications en français  6  fatigué [1.3, 1.5]
Exemples  7  sasa-miandry anareo aho (Je suis fatigué de vous attendre) [1.3]
8  sasatry ny miandry anareo aho (Je suis fatigué de vous attendre) [1.3]
9  ary aiza hianao no hahita
izay mpandeha tsy mba ho sasatra?
[2.131]
Morphologie 
10  Simple :
11  Préfixée :
Dérivés 
12  Verbes actifs :
13  Verbes passifs :
14  Verbes relatifs :
15  Noms :
Synonymes  16  valaka, vizana, relaka
Mots composés 

Entrée (2/2)27  sasatra
Partie du discours  28  adjectif
Explications en malgache  29  zava-bitsy [Sihanaka] [1.78]

Mis à jour le 2023/07/26