Entry sasa
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] fanesorana ny loto, fanadioavana amin'ny rano.
¶ Ozana, saingy io tsy fampiasa firy afa-tsy amin'ny tanana, tongotra, tava, vilany sy vilia.
Explanations in English  [Hallanger 1973] a washing
Explanations in French  [Rajaonarimanana 1995] lavage
  [Hallanger 1974] action de laver
Explanations in Italian  [Profita 1969] lavatura; lavata
Derivations 
Examples  [Callet: Tantara, page 116] Ary nony voa sasa madio ny aretina, dia atao ny fanafody amiandahy sy ravimpano;
Quotes 

Updated on 2020/07/31