Entry | sarotra | ||||||||
Part of speech | adjective | ||||||||
Explanations in Malagasy | [Bezanozano] lafo, sarobidy [Rakotosaona 1975] | ||||||||
Tsy mora ny fanaovana azy, manahirana: Asa sarotra ~ Sarotra ny mampiditra io farafara lehibe io amin' ity varavarankely ity ¶ Sarotiny, mahihitra, tia tena: Sarotra izy raha hanome ¶ Ilazana olona tia hanina loatra, ka tsy mizara na ahazoana potiny kely akory: Nafenin' ity Rangahy sarotra tao anaty satrony, hono, ny voanjo mahamay mba tsy ho hitan-janany ¶ Mampidi-doza: Sarotra ny maniny ny mpitondra ¶ Lafo vidy: Sarotra ny vary izao [Rajemisa 1985] | |||||||||
Explanations in English | difficult; selfish, hard to get along with; costly [Hallanger 1973] | ||||||||
Explanations in French | difficile [Abinal 1888, Hallanger 1974] | ||||||||
ardu, périlleux, pénible, dangereux ¶ cher, coûteux, ruineux ¶ avare, ladre, intéressé, égoïste, sévère, exigeant [Abinal 1888] | |||||||||
égoïste, difficile à vivre; qui coûte cher [Hallanger 1974] | |||||||||
Derivations |
| ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Compound words, titles, names |
| ||||||||
Examples |
| ||||||||
Quotes | Proverbs containing the word sarotra | ||||||||
Toponymy | |||||||||
Updated on 2020/07/31 |
![]() |