Entrée | saro-kenatra | |
Partie du discours | adjectif | |
Explications en malgache | Olona menatra vetivety, mora tsy mahajery olona raha vao misy zavatra mikasika azy, mora menatra, mivoara-mena vetivety raha vao misy resaka na teny momba azy [1.1] | |
Explications en anglais | Very bashful [1.7] | |
Explications en français | Timide, qui se déconcerte, rougit facilement [1.3] | |
Très timide par honte [1.8] | ||
[ sarokenatra ] Timide [1.13] | ||
Synonymes | menamenatra | |
Mis à jour le 2023/05/18 |