Entry sariko
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ozona na ompa ratsy [Rajemisa 1985]
Explanations in French malédiction, imprécation [Abinal 1888 page 582]
Derivations 

Entry sariko (sary)
Part of speech noun sary and pronoun
Examples 
1Sariko io, tompoko, hoy izy. [Rajaonarivelo: Bina, page 55]
2Tsy notohizany ny teniny, ary tsy nilaiko ho heno koa, satria fantatro ny antony tsy itiavany hitahiry ny sariko intsony. [Andriamalala: Ranomasina]

Entry sariko (sarika)
Part of speech noun sarika and pronoun

Entry sariko (sary)
Part of speech passive verb sarina and pronoun

Updated on 2022/06/22