Entry | sarahina (saraka) | ||||||||||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Tsy akambana, hatahina mba tsy hikambana, avahana: Tokony hosarahina amin' ny ahidratsy ny vary ¶ Tsy avala hiaraka, tsy ampiarahina: Taloha nosarahina tany am-pianaranany zazalahy sy ny zazavavy ¶ Ahataka: Saraho ireo ankizy miady ireo ¶ Faritana: Sarahin' ny renirano iray ireo faritany roa ireo ¶ Elanelanina: Sarahin' ny tendrombohitra roa ambin' ny folo isika nefa tsy mifanadino [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Explanations in English | to be separated [Hallanger 1973] | ||||||||||||||||
Explanations in French | qu'on sépare [Hallanger 1974] | ||||||||||||||||
Morphology |
| ||||||||||||||||
Updated on 2020/07/31 |
![]() |