Entrée sandoka
Partie du discours nom
Explications en malgache Zavatra na olona tsy izy nefa lazaina ho tena izy, hosoka; soloky hamitahana: Sonia sandoka
Famitahana olona amin' ny fampisehoana zavatra na olona tsy izy, nefa lazaina ho tena izy: Nihambo ho zanadRampanana izy ka sandoka ihany no nahazoany ny trano lova etsy avara-bohitra [1.1]
Explications en anglais A fraud [1.7]
Explications en français Fraude [1.8]
Vocabulaire 
Dérivés 
 

Entrée sandoka
Partie du discours adjectif
Explications en anglais Fraudulent, false [1.7]
Explications en français Frauduleux, faux [1.8]
Mots composés 

Mis à jour le 2023/05/19