Entrée 1/2 sanda
Partie du discours nom
Explications en malgache Vola na zavatra omena ho fanampiny amin' ny takalo ifanaovana raha ohatra ka tsy mitovy vidy ireo zavatra roa ifanakalozana; tamby; amboniny: Inona no sanda homenao ahy raha hatakaloko an' iny satrokao efa tontatonta iny ity vao novidiko tsy tiako volo ity [1.1]
Explications en français Valeur [1.13]
Dérivés 
Mots composés 
Proverbes 

Entrée 2/2 sanda
Partie du discours nom
Explications en français  [Bara] Saldinia proboscidea Hochr. (Rubiaceae) ; réf. Humbert 12159. La décoction amère des racines est administrée au cours des fièvres paludéennes. [1.196]
Nom scientifique Saldinia proboscidea
Vocabulaire 

Mis à jour le 2023/05/30