|
|
|
|

Teny iditra1 sampana
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Ny rantsana madinika miray amin' ny vataben' ny hazo: Be sampana ity hazo ity. / Sampan-kazo.
4Rehefa mety ho fizarazaran-javatra mivoaka avy amin' ny foto-be: Amin' ireo rano avy any Ankaratra, ny sampana mianavaratra dia mivarina any Ikopa.
5Fizarazarana, antokon-javatra ao anatin' ny firaisam-be: Ny marika dia sampan' ny fianarana ambaratonga voalohany.
6Fikambanana kely izay mifandray amin' ny foibe, na iray fileovana aminy: Ny sampana atsy Ananona no mandeha indrindra amin' ny sampan' ny Fikambanan' ny Ray aman-drenin' ny mpianatra eto amin' ny faritany. [1.1]
7rantsana, karazana. [1.13.mg#174]
Fanazavàna teny anglisy  8a branch, a branching off; a branch group or organization. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9Iray amin' ny fizaran' ny vatan-javamaniry: Tsara raha tapahina ny rantsana madinika rehetra amin' ny sampan' ny paiso mba hamoazany be..
10Iray amin' ny fizarazarana ao anaty rafitra misy antanan-tohatra..
11Lalam-piofanana eo amin' ny sehatry ny asa na ny fianarana.. [1.60#907]
12branche; branchement; filiale. [1.8]
13. Bifurcations d'une tige, surtout lorsqu'elles sont divariquées. Plus généralement : ramifications. D'où : . [1.196]
14branche, genre, embranchement. [1.13.fr#174]
Ohatra  15 Vao vita kelikely ny lalam-by Antananarivo-Toamasina, dia nasiany sampana avy ao Moramanga mankany amoron' Alaotra. [2.472]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  36 Haizavamaniry 37 Fifandraisana: (amin' ny ankapobeny)
Kamban-teny rehetra  38Fikambanana 6 amin' io teny io

Fivaditsoratra  39 mpanasa, 40 sampana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08