Entry sambotra
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Fanenjehana sy fakana olona na biby mandeha mafy
¶ Fandraisana, fitazonana ny olon-dratsy nahavita heloka
¶ Babo azo amin' ny ady: Nisy hatramin' ny dimampolo ny sambotra azo
¶ Findramana vola na zavatra mbola haverina na honerana
Explanations in English  [Hallanger 1973] captive; a captive
Explanations in French  [Hallanger 1974] prisonnier, captif
Derivations 
Compound words, titles, names 
Quotes 

Updated on 2020/07/31