Entry sambo
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazana lakana makadiry ohatra ny trano, natao hamakivakiana ny ranomasim-be. Karazan-tsambo: sambo lay, sambo mpiady, sambo setroka na sambo sitimo [Rajemisa 1985]
Explanations in English a ship, a large boat [Hallanger 1973]
Explanations in French bateau, navire, vaisseau [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Morphology 
sambo
samboko
sambonao
sambony
sambontsika
sambonay
sambonareo
sambon'
sambon-
sambom-
-tsambo
-tsamboko
-tsambonao
-tsambony
-tsambontsika
-tsambonay
-tsambonareo
-tsambon'
-tsambon-
-tsambom-
Examples Tsy namaly aho fa ny sambo no nihetsika mafy. [Andriamalala: Ranomasina, page 69]
Quotes 
Articles 
Toponymy Place names having the word sambo (1): Tsarasambo
Illustrations 

Updated on 2020/07/31