|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/7) | 1 saka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Enti-milaza fihalorana foza na orana amin' ny tanana ao anaty lavany.
4ilazana ny vehivavy maridray ny ankasarotana eo am-piadiana amin' ny lehilahy. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5produits de cueillette, aussi bien animaux que végétaux, récoltés à la main, sans outillage particulier.
[1.196] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 15Fikambanana 19 amin' io teny io |
| Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/7) | 17 saka |
| Sokajin-teny | 18 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
19Karazam-biby mampinono, tia nofom-biby, mitovitovy habe amin' ny bitro ary misy karazany roa lehibe: ny saka dia, atao koa hoe kary, ary ny saka fiompy, izay mihaza voalavo ao an-trano..
[1.1] 20kary na saka dia. [Masikoro] [2.606#153] |
| Fanazavàna teny anglisy |
21a cat; cf. piso, kary.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
22chat.
[1.54, 1.13] 23chat; cf. piso, kary. [1.8] |
| Voambolana | 24 Haibiby: mampinono |
| Tovy hevitra | 25piso |
| Kamban-teny rehetra | 26Fikambanana 9 amin' io teny io |
| Ohabolana | 27 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (3/7) | 28 saka |
| Sokajin-teny | 29 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
30anarana iantsoana ny biby mbola tanora: sakaomby, sakandahy, sakambositra, ets.
[Taisaka]
[1.78] |
| Voambolana | 31 Haibiby: (amin' ny ankapobeny) |
| Kamban-teny rehetra | 32Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Ohabolana | 33 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (4/7) | 34 saka |
| Sokajin-teny | 35 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
36sakelidrano, lemaka anelanelanny havoana roa, lohasaha.
[Bara]
[1.78] |
| Voambolana | 37 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) |
| Teny iditra (5/7) | 38 saka |
| Sokajin-teny | 39 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
40sakana, fisakanana.
[Taisaka]
[1.78] |
| Teny iditra (6/7) | 41 saka |
| Sokajin-teny | 42 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
43Habe mifanohitra amin' ny lavany: Ohatrinona no haben' ity efitrano ity? -- Fito metatra ny lavany ary dimy metatra ny sakany.
44Habe salasalany, antonintoniny. 45Lehibe, vantotra, tsy mbola tena lehibe nefa tsy kely intsony koa: Sakan-jaza, sakan' ombivavy. 46Salasalany, atriatry: Sakan-karona. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
47largeur.
[1.13] |
| Voambolana | 48 Toerana |
| Tovy hevitra | 49ampohy |
| Kamban-teny rehetra | 50Fikambanana 9 amin' io teny io |
| Teny iditra (7/7) | 51 saka |
| Sokajin-teny | 52 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
53(de saka : produits de cueillette, aussi bien animaux que végétaux, récoltés à la main, sans outillage particulier. ) C'est de cette vieille racine que viennent les noms de ethnies taisaka et sakalava, ainsi que le mot sakafo : le repas, littéralement : le produit de l'omni cueillette soumis au feu (afo). Apollonias madagascariensis (Baill.) Kosterm. (Lauraceae) Les fruits étaient considérés autrefois comme l'un des meilleurs condiments. D'où l'importance qu'on attachait à leur cueillette..
[Taisaka]
[1.196] |
| Voambolana | 54 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 55 Aksa, 56 kasa, 57 saka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|