Entrée | saikatra | ||||||
Partie du discours | adjectif | ||||||
Explications en malgache | Very hevitra, toa misalasala: Saikatra izy, tsy hitany izay hatao, [1.1] | ||||||
Explications en anglais | Hesitant, undecided [1.7] | ||||||
Explications en français | Qui hésite; [1.8] | ||||||
Exemples | "Saikatra aho ny hilaza izao zavatra izao", hoy, hono, izy
[2.472] | ||||||
Dérivés |
| ||||||
Synonymes | saikatsaikatra | ||||||
Entrée | saikatra | ||||||
Partie du discours | adjectif | ||||||
Explications en malgache | [Tambahoaka] Vositra, voavositra: omby saikatra [1.78] | ||||||
Enti-milaza ny omby vositra Sarindahy [1.1] | |||||||
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |