Entry sahona
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Karazam-biby mivelona eny amoron' ny farihy sy heniheny, be monto-maso, malamalama hoditra, ary lava ny tongony aoriana noho ny eo aloha ka mahay mitsambikina izaitsizy izy; ny sahona dia biby miofo ka raha mbola kely izy, ka atao hoe tsiboboka, dia hafa dia hafa ny bika aman' endriny
Explanations in English  [Hallanger 1973] a frog
Explanations in French  [Abinal 1888, Hallanger 1974] grenouille
Vocabulary 
Morphology 
sahona
sahoko
sahonao
sahony
sahontsika
sahonay
sahonareo
sahon'
sahon-
sahom-
saho-
-tsahona
-tsahoko
-tsahonao
-tsahony
-tsahontsika
-tsahonay
-tsahonareo
-tsahon'
-tsahon-
-tsahom-
-tsaho-
Compound words, titles, names 
Examples 
1 [Dahle: Angano, page 247] Raha tany misy hotsaka, misy sahona;
2 [Rinara 1974, page 25] Ao ihany ny vano nitsaingoka ny sahona.
Quotes 
Articles 

Entry sahona
Part of speech noun
Explanations in French  [Boiteau 1997] [Sakalava] (de hona : fondrière, sols bourbeux, vase). Nom des plantes semi aquatique vivant dans la vase. En Imerina sahona est le nom des grenouilles (l'origine est la même). D'après certains érudits malgaches c'est ce mot que dériverait saonjo.
Vocabulary 

Updated on 2022/07/30