|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 Sahabe |
| Singan-teny | 2 saha, 3 be |
| Sokajin-teny | 4 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
| Fangi-bolantany | -16.9833333+49.85|-17.8+49.0833333|-19.8833333+48.75|-21.6666667+48.1833333|-21.9166667+47.2|-23.25+45.9666667|-23.5+46.3333333 |
| Voambolana | 5 Haitoetany: tanàna |
| Teny iditra (2/2) | 6 Sahabe |
| Sokajin-teny | 7 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 .
9 rivière de la région sud de la sous-préfecture d'Ambatondrazaka .... 10 Elle reçoit sur sa rive droite,. 11 l'Ilakana. 12 et la Sasomanangana;. 13 sur la rive gauche,. 14 la Bemarenina grossie de la Sahamena. [1.11] |
| Ohatra |
15 Ampidirina velona anaty gony ny olona, zairina ao, dia atsipy amin' ny renirano sahabe.
[2.472]
16 Roso, kely halalina maharitra, / Raha itsakana tsy tafakatra hafe, / Loharano ety maso, kely faritra, / No manome ny renirano Sahabe. [2.576] |
| Voambolana | 17 Haitoetany: renirano, farihy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/13 |
|