Entry safidy (fidy)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Fahafahan' ny sitrapo maka izay tiany amin' ny zavatra anankiroa eo anoloany na atolotra azy: Manan-tsafidy hanao ny tsara na ny ratsy ny olombelona
¶ Fifidianana malalaka: Anao ny safidy
Explanations in English  [Richardson 1885] choice.
  [Hallanger 1973] freedom of choice
Explanations in French  [Hallanger 1974] liberté de choix
Derivations 
Compound words, titles, names 
Quotes 

Updated on 2020/07/31