|
|
|
|

Entrée (1/2)1  s
Partie du discours  2  nom (symbole)
Explications en malgache  3  Tarehintsoratra fahafito ambin'ny folo ary renisoratra fahatelo ambin'ny folo amin'ny abidy malagasy. Amin'ny fanakambanan-teny, ny s dia lasa ts: Zavatra soa = zavatsoa. Amin'ny fitovonana man- mba hanaovana matoanteny kosa, ny s manomboka fototeny dia latsaka fotsiny amin'izao: Man + soratra = manoratra. [1.1]
Explications en français  4  Dix-septième lettre et treizième consonne de l'alphabet malgache. [1.3]
Analogues  5  abidỳ
Tableaux et planches  6  Les alphabets
Article  7  Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy
Illustrations 
8  9 

Entrée (2/2)10  S
Partie du discours  11  nom (symbole)
Explications en malgache  12  Solifara. Singa mivaingana, faha-16 amin'ny fisokajiana miherina. [3.1]
Explications en anglais  13  Sulfur. [3.1]
Explications en français  14  Soufre. [3.1]
Vocabulaire  15  Chimie
Tableaux et planches  16  Table périodique

Mis à jour le 2024/09/07