Entry | rovitra | ||||
Part of speech | noun | ||||
Explanations in Malagasy | Sombinjavatra rotika: Notehiriziny ny rovitry ny saina [Rajemisa 1985] | ||||
Quotes | Proverbs containing the word rovitra | ||||
Entry | rovitra | ||||
Part of speech | adjective | ||||
Explanations in Malagasy | Nisy sombin' ny tenany triatra ka niala, tataka, rotika: Rovitra ny lambako / Rovita alohan' ny aina ¶ Simba, tapaka: Rovitra ny fihavanana ¶ Voasamatsamaka, misaritaka: Ho rovitra ny fanjakana raha mitohy izao tsy fifankahazoan' ny mpitondra izao [Rajemisa 1985] | ||||
Explanations in English | torn [Hallanger 1973] | ||||
Explanations in French | déchiré [Hallanger 1974] | ||||
Derivations |
| ||||
Morphology |
| ||||
Synonyms | triatra ~ riatra ~ mitsiaka ~ mitsiatsiaka ~ mitriatra ~ mitsefaka ~ misalasalaka ~ tataka ~ tata-bitrana ~ kotika ~ rota ~ rotika ~ mivorikitsay ~ tsy misy hitomboham-pilo | ||||
Quotes | Proverbs containing the word rovitra | ||||
Updated on 2020/07/31 |
![]() |