Entry |
rotra
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Hazo lehibe fahita saika hatraiza hatraiza, fa indrindra manaraka ny moron' ny renirano; maro ny ilana ny rotra: ny voany, mena antitra, somary boribory lavalava dia anisan' ny voankazo maro mpitia na dia somary maisamaisatra kely aza; ny hazony kosa dia hanaovana hazon-trano, fa indrindra hazon-tsarety sy foiben-kodiarana (Myrtacees eugenia) [Rajemisa 1985]
|
Explanations in French | l'acajou rougeâtre [Abinal 1888]
|
| [Tanala]
nom de divers arbres, Eugenia sp., ou
Sisygium sp., famille des Myrtacées.
Lié au destin astrologique Alahomaly.
Entre dans des charmes visant à obtenir ce que l'on désire (richesses, femme, amitié) (fradrorotana, ody viavy), ou fixant un conjoint dans son foyer (fandreketana).
Protecteur, il arrête les armées ennemies (fanoñy tafika), est employé dans les charmes de la fondation du village (toñy).
Soigne la dysenterie.
[Beaujard 1998]
|
Vocabulary |
Scientific name | Eugenia sp., Myrtacees eugenia, Sisygium sp. |
Synonyms | |
Examples | rotra, angalana fakandrotra ny atsinanana, sy fantsinakolaby ny atsinanana, ary lavenonavatovelona, ary asai' ny mpisikidy alam-paditra vatomaly sy zava-maty foana ny marary; [Callet: Tantara, page 110]
|
|
Entry |
rotra
|
Part of speech | noun
|
Explanations in English | ... Fruit a small to large fleshy indehiscent drupe, obliquely attached and
laterally elongate, apex rounded, dark purple to black, incompletely surrounded
at the base by the accrescent, fleshy, lateral, red appendage [Schatz: Flora]
|
Vocabulary |
Scientific name | Apodytes dimidiata |
Synonyms | ~ ~ |
Examples | Rahefa fotoanan' ny manga, na rotra, na goavy, naka an-karona nentina nody izahay. [Andraina: Mitaraina, page 10]
|
|