Entry roso
Part of speech participle
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Efa miainga; efa lasa: Rosa ny dia
Explanations in English  [Hallanger 1973] going on
Explanations in French  [Hallanger 1974] continuer, progresser
Derivations 
Morphology 
roso
rosoko
rosonao
rosony
rosontsika
rosonay
rosonareo
roson'
roson-
rosom-
roso
rosoko
rosonao
rosony
rosontsika
rosonay
rosonareo
roson'
roson-
rosom-
ho roso
ho rosoko
ho rosonao
ho rosony
ho rosontsika
ho rosonay
ho rosonareo
ho roson'
ho roson-
ho rosom-
Examples 
1 [Andriamalala: Ranomasina, page 40] Dia roso ny diako hamonjy ny renivohitry i Frantsa.
2 [Andraina: Mitaraina, page 234] Vao maty ny masoandro, dia roso ny dia.
Toponymy Place names having the word roso (1): Imerimandroso

Updated on 2020/07/31